Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Boky Voalohan'i Samoela

1 Samoela toko 9, 20
<20Ary aza manan'eritreritra ny amin'ireo ampondranao izay verinao efa hateloana izay, fa efa hita ireny. Sady ho an'iza koa moa ny zava-tsoa rehetra ao amin'Israely? Moa tsy ho anao sy ny ankohonan-drainao rehetra va izany? >