Bokin'i Akjea
| Toko | Votoatiny |
|---|---|
| Toko 1 | Lahateny voalohany: famporisihana hanohy ny asa tapaka, momba ny fanaovana ny tempoly indray - Fotoana sy antony nanaovana ny lahateny - Ny lahateny - Vokatra azo tamin'izany. |
| Toko 2 | Lahateny faharoa: ny voninahitry ny tempoly faharoa - Lahateny fahatelo: fototry ny loza nanjo teo - Fampanantenana fitahiana - Lahateny fahefatra: fiarovan'Andriamanitra an'i Zorobabela. |