Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Asan'ny Apostoly

Asa toko 12, 24-25,13
<13Nodoniny ny vavahady, dia nanatona hihaino ity ankizivavy anankiray atao hoe Rody. 24Tamin'izany dia nandroso niely ny tenin'ny Tompo, ka nahavokatra mpianatra maro hatrany. 25Nony vita ny raharahan'i Barnabe sy Saoly tao Jerosalema, dia niverina tany Antiokia izy, ary nitondra an'i Joany izay atao hoe Marka hiaraka aminy. >