Ny Asan'ny Apostoly

Toko faha-2

33 ary nony efa nakarin'ny tànana an-kavanan'Andriamanitra izy sy efa nandray tamin'ny Ray ny Fanahy Masina nampanantenaina, dia nampidina izany Fanahy izany, araka izao hitanareo sy renareo izao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0246