Ny Asan'ny Apostoly

Toko faha-20

16 Ny handalo fotsiny fa tsy hijanona ao Efezy no efa nokendren'i Paoly mba tsy hitoerany ela any Asia: satria maika hamonjy ny andron'ny Pentekoty any Jerosalema izy raha zao atao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0517