Ny Asan'ny Apostoly

Toko faha-20

28 Tandremo ny tenanareo sy ny ondry rehetra, nanendren'ny Fanahy Masina anareo ho mpitandrina mba hifehezanareo Eglizin'ny Tompo izay novidiny tamin'ny rany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1007