Ny Asan'ny Apostoly

Toko faha-8

25 Nony efa nanambara sy nitory ny tenin'ny Tompo izy roa lahy, dia niverina tany Jerosalema, ka nitory ny Evanjely tamin'ny vohitra maro eran'i Samaria.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0957