Bokin'i Daniely

Toko faha-9

11 Nandika ny didinao avokoa Israely, sady nihodina tsy nihaino ny feonao, ka dia nianjera taminay ny ozona aman-tsahato voasoratra ao amin'ny lalàn'i Moizy, mpanompon'Andriamanitra, satria nanota taminy izahay.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0658