Ny Detoronomy

Toko faha-32

14 ary ny hero-dronono avy amin'ny ombivavy sy ny rononon'ny ondry, mbamin'ny tavin'ny zanak'ondry, sy ny ondrilahy teraka tany Basana sy ny osilahy, ary ny vary faran'izay tsara indrindra; ary ny ran'ny salohim-boaloboka no nosotroinao dia ny divay mandroatra.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0528