Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Detoronomy

Detoronomy toko 32, 2

       <2Aoka hirotsaka toa ranonorana ny fampianarako;
ary hilatsaka tahaka ny ando ny teniko,
dia tahaka ny tandrifin-drahona amin'ny zava-maitso,
toy ny rano mitete amin'ny ahi-maitso. >