Eksaody

Toko faha-13

15 Fa rahefa nikiry tsy nety nandefa anay Faraona dia novonoin'ny Tompo ny lahimatoa rehetra tamin'ny tany Ejipta, hatramin'ny lahimatoan'ny olona, ka hatramin'ny lahy voalohan-teraky ny biby. Izany no anolorako ny lahy voalohan-teraka rehetra ho sorona amin'ny Tompo sy hanavotako ny lahimatoa rehetra amin'ny zanako lahy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0408