Bokin'i Ezekiela

Toko faha-18

30 Koa hotsaraiko araky ny làlanareo avy hianareo, ry taranak'Israely, - teny marin'ny Tompo Iaveh. Miverena ka mibebaha amin'ny fahotanareo rehetra ka tsy handoza anareo ny tsy fahamarinana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1021