Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Filipiana

Filipiana toko 1, 4-6
<4ary mivavaka an-kafaliana isaky ny mivavaka ho anareo rehetra, 5noho ny firaisanareo hampandroso ny Evanjely, hatramin'ny andro voalohany ka mandraka ankehitriny; 6sady matoky aho fa izay nanomboka izany asa soa indrindra izany tao aminareo, dia hanatanteraka izany mihitsy hatramin'ny andron'i Jesoa-Kristy. >