Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Filipiana

Toko voalohany

7 Ary rariny ny iheverako anareo rehetra toy izany, satria efa mby ato am-poko hianareo rehetra, noho hianareo rehetra mpiombona ny fahasoavana ananako, na amin'ny fifatorako, na amin'ny fampandreseko lahatra sy fanamafisako orina ny Evanjely.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.154