Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Galata

Toko faha-3

21 Manohitra ny fampanantenan'Andriamanitra va àry ny Lalàna? Sanatria izany. Saingy raha Lalàna afaka nahavelona no nomena, dia ny Lalàna ihany no ho nihavian'ny fahamarinana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0765