| Toko | Votoatiny |
| Toko 1
| Mahasoa ny fandeferana - Ny fahendrena marina - Ny amin'ny fakam-panahy - Avy any ambony ny fahasoavana - Ny fanatanterahana ny lalàna - Ny fahafehezam-bava. |
| Toko 2
| Ny tsy fizahan-tavan'olona - Ny finoana tsy misy asa tsy mahavonjy. |
| Toko 3
| Fototry ny haratsiana maro ny lela - Ny fahendrena marina sy ny tsy marina. |
| Toko 4
| Ny fototry ny ady - Ny fanoherana ny ratsy rehetra - Ny tsy fitsarana ny namana - Ny tsy hireharehana foana. |
| Toko 5
| Fananarana ny mpanan-karena tsy marina - Ny faharetana mandra-pihavin'ny Tompo - Ny tsy tokony ianianana - Ny fanosorana ny marary - Ny ifampivavahana. |