Ny Jenezy

Toko voalohany

25 Nataon'Andriamanitra ny bibin'ny tany, araka ny karazany avy, sy ny biby fiompy araka ny karazany avy, mbamin'izay rehetra mikisaka amin'ny tany, araka ny karazany avy. Ary hitan'Andriamanitra fa tsara izany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0477