Bokin'i Jeremia

Toko voalohany

3 sy tamin'ny andron'i Joakima, zanak'i Josiasa mpanjakan'i Jodà, hatramin'ny faran'ny taona faharaika ambin'ny folo, nanjakan'i Sedesiasa zanak'i Josiasa, mpanjakan'i Jodà, hatramin'ny nambaboana an'i Jerosalema, tamin'ny volana fahadimy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1553