Bokin'i Jeremia

Toko faha-38

6 Dia noraisin'izy ireo Jeremia, ka nampidininy tao an-davak'i Melkiasa, zanak'andriana, ao an-kianjan'ny fiambenana; mahazaka no nampidinana an'i Jeremia tao an-davaka izay tsy nisy rano, fa fotaka ihany, ka nilentika tanaty fotaka Jeremia.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0686