Bokin'i Jeremia

Toko faha-38

9 Ry mpanjaka tompoko ô, ratsy izany nataon'ireo olona ireo tamin'ny nitondrany toy izany an'i Jeremia mpaminany, fa nampidininy ao an-davaka izy; ho faty mosary ao ihany izy, satria tsy misy mofo intsony eto an-tanàna.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0806