Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Toko faha-15

15 Tsy ataoko hoe mpanompo intsony hianareo, satria ny mpanompo tsy mahalala izay ataon'ny tompony fa efa nataoko hoe sakaiza hianareo, satria efa nambarako taminareo avokoa izay rehetra reko tamin'ny Raiko.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0979