Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Toko faha-15

16 Tsy hianareo no nifidy ahy, fa izaho no nifidy anareo, ka nanendry anareo mba handehananareo, sy hahavokaranareo, ary haharetan'ny vokatrareo, sy hanomezan'ny Raiko anareo izay rehetra angatahinareo amin'ny anarako. 26 Rahefa tonga ny Mpanafaka alahelo izay hirahiko aminareo avy amin'ny Ray, na ny Fanahin'ny fahamarinana izay avy amin'ny Ray, dia izy no hanambara ahy. 27 Ary hianareo koa hanambara, satria teo amiko hatramin'ny voalohany hianareo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0245