Evanjely Masin'i Jeso-kristy Nosoratan'i Md. Joany
Joany toko 21. 19
19 Izy no nilaza izany dia mba hanambara ny fombam-pahafatesana hanomezan'i Piera voninahitra an'Andriamanitra. Ary rahefa nilaza izany izy, dia nanao taminy hoe: Manaraha ahy.