Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Toko faha-5

18 Izay indray vao mainka nitady hamono azy ny Jody, satria sady tsy nitandrina ny sabata izy no nilaza fa rainy Andriamanitra, ka nanao ny tenany ho mitovy amin'Andriamanitra. Dia notohizan'i Jesoa indray ny teniny, ka hoy izy tamin'izy ireo:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0221