Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Kolosiana

Toko voalohany

9 Koa hatramin'ny andro nandrenesanay izany, dia tsy tapaka ny mivavaka ho anareo izahay, ary izao no angatahinay: mba hofenoina ny fahalalana tsara ny sitra-pon'Andriamanitra, amin'ny fahendrena amam-pahazavan-tsaina rehetra ara-panahy hianareo,

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1308