Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Kolosiana

Toko faha-3

22 Hianareo mpanompo, maneke ny tomponareo araka ny nofo amin'ny zavatra rehetra, tsy eo imasony ihany, toy ny mpila sitraka amin'olombelona, fa amim-pahatsoram-po sy amim-pahatahorana ny Tompo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0246