| Toko | Votoatiny |
| Toko 1
| Fomba fanaovana ny sorona dorana. |
| Toko 2
| Ny fanatitra. |
| Toko 3
| Fomba fanaovana ny sorom-pihavanana. |
| Toko 4
| Sorona noho ny ota. |
| Toko 5
| Fanatitra noho ny ota - Sorom-panonerana. |
| Toko 6
| Lalàna momba ny fisoronana. |
| Toko 7
| Lalàna momba ny fisoronana. |
| Toko 8
| Fanamasinana an'Aarona sy ny zanany. |
| Toko 9
| Ny nanombohan'i Aarona sy ny zanany ny raharahany. |
| Toko 10
| Heloka aman-tsazin'i Nadaba sy Abiò - Didy sasany momba ny sorona. |
| Toko 11
| Ny biby madio, ny biby maloto. |
| Toko 12
| Lalàna momba ny vehivavy velom-bao. |
| Toko 13
| Lalàna momba ny habokàna. |
| Toko 14
| Fanadiovana ny boka - Habokàn'ny trano. |
| Toko 15
| Loton'ny lehilahy sy ny vehivavy. |
| Toko 16
| Ny andro lehibe fanonerana. |
| Toko 17
| Toerana fanolorana ny sorona - Fanao amin'ny rà. |
| Toko 18
| Fahamasinan'ny fanambadiana. |
| Toko 19
| Lalàna samihafa momba ny fitondran-tena. |
| Toko 20
| Sazin'ny heloka samihafa. |
| Toko 21
| Fahamasinan'ny mpisorona. |
| Toko 22
| Ny fahamasinan'ny mpisorona - Famahasinan'ny sorona. |
| Toko 23
| Fankamasinana ny fety - Fivoriana masina. |
| Toko 24
| Didy momba ny jiro sy ny mofo alahatra - Sazin'ny mpanevateva ny anaran'Andriamanitra - Lalàna momba ny valim-bonoana. |
| Toko 25
| Ny taona sabata sy ny Jobile. |
| Toko 26
| Tso-drano sy ozona. |
| Toko 27
| Ny voady sy ny fahafolon-karena. |