Levitika

Toko faha-13

1 Ary niteny tamin'i Moizy Iaveh nanao hoe:

2 Raha mamontsina ny hoditry ny nofon'ny olona anankiray na misy anakandro na miseho hodi-potsy, ka tonga misy fery toy ny habokàna amin'ny hoditry ny nofony dia hoentina mankeo amin'i Aarona mpisorona izy, na eo amin'ny iray amin'ireo zanany, mpisorona. 44 dia olona boka izy, ka maloto, ary holazain'ny mpisorona hoe maloto: eo amin'ny lohany ny feriny. 45 Izay boka ferèna dia hanao fitafiana voatriatra, ny volony harakarakany, ny volom-bavany hosaronany, ary izy hiantsoantso hoe: Maloto e, maloto e!

46 Ho maloto izy mandritra ny andro rehetra haharetan'ny feriny. Maloto izy, ka hitokana irery, any ivelan'ny toby.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2284