Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Toko voalohany

35 Ny Fanahy Masina, hoy ny anjely namaly azy, no ho tonga ao aminao, ary ny herin'ny Avo indrindra hanaloka anao; noho izany dia hatao hoe Zanak'Andriamanitra ny Masina haterakao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1271