Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Toko faha-3

8 Manaova asa mendrika vokatry ny fibebahana, ary aza manao anakampo hoe: Abrahama no rainay; fa lazaiko marina aminareo fa azon'Andriamanitra atao ny manangana zanaka ho an'i Abrahama na dia amin'ireto vato ireto aza.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0975