Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Toko faha-8

22 Indray andro dia niditra tao amin'ny sambo kely anankiray Jesoa mbamin'ny mpianany ka hoy izy tamin'ireo: Andeha isika hiampita eny an-dafin'ny farihy, dia niainga izy ireo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0246