Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Toko faha-9

48 dia hoy izy tamin'izy ireo: Na iza na iza mandray itony zazakely itony amin'ny anarako dia mandray ahy, ary na zovy na zovy mandray ahy dia mandray ilay naniraka ahy; fa izay kely indrindra eo aminareo rehetra dia izy no lehibe.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1388