Bokin'i Malakia

Toko faha-3

5 Hanatona anareo aho ho amin'ny fitsarana; ary ho vavolombelona faingana hamely ny mpanao ody, ny mpaka vadin'olona, ny mpianian-tsy to, ny mpiharaka ny karaman'ny mpikarama, ny mpampahory ny kamboty sy ny mpitondra-tena, ny mandroaka ny vahiny ary ny tsy matahotra ahy, hoy Iavehn'ny tafika.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.069