Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Marka
Toko faha-2
18 Ary fanaon'ny mpianatr'i Joany sy ny Farisiana ny mifady hanina, ka nisy nanatona nanao taminy hoe: Nahoana ny mpianatr'i Joany sy ny an'ny Farisiana no mifady hanina, nefa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady?