Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Marka

Toko faha-8

23 Dia noraisin'i Jesoa ny tànan'ilay jamba, ka nentiny nivoaka ny tanàna izy; nasiany rora ny masony, nametrahany tànana izy, ary nanontaniany raha mahita zavatra.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1257