Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Marka

Toko faha-9

38 Fa hoy Jesoa: Aza raranareo izy; fa tsy misy olona hanao fahagagana amin'ny anarako ka hanaratsy ahy vetivety foana. 39 Fa izay tsy manohitra antsika dia momba antsika. 40 Na iza na iza hanome rano eran'ny kapoaka anareo amin'ny anarako, satria an'ny Kristy hianareo, dia lazaiko marina aminareo fa tsy ho very valisoa izy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0218