Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Matio toko 11, 19
<19Tonga indray ny Zanak'olona, mihinana sy misotro, lazain'ny olona hoe: Lehilahy lian-kanina io, sady mpisotro divay sy sakaizan'ny poblikàna mbamin'ny olon-dratsy fiaina rehetra. Fa efa nohamarinin'ny zanany ny Fahendrena. >