Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio
Toko faha-17
9 Ary rahefa nidina avy tany an-tendrombohitra izy, dia hoy Jesoa nandrara azy ireo: Aza milaza na amin'iza na amin'iza izay vao hitanareo, ambara-pitsangan'ny Zanak'olona amin'ny maty.