Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Toko faha-19

28 Hoy Jesoa taminy: Lazaiko marina aminareo fa raha mby amin'ny andro fanavaozana, ny Zanak'olona dia hipetraka eo amin'ny fiketrahan'ny fiandrianany; ary hianareo izay nanaraka ahy koa hipetraka amin'ny fiketrahana roa ambin'ny folo, ka hitsara ny foko roa ambin'ny folo amin'Israely.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0118