Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Toko faha-23

4 Fehezin'izy ireo ny enta-mavesatra sarotra entina, dia atainginy eo an-tsoroky ny olona, nefa izy tsy mety hanetsika izany na dia amin'ny rantsan-tànany akory aza.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0737