Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio
Matio toko 6, 16
<16Ary raha mifady hanina hianareo, dia aza manjombona endrika tahaka ny ataon'ny mpihatsaravelatsihy, izay mampisotisoty ny tavany mba hahitan'ny olona fa mifady izy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valisoany. >