Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Toko faha-7

6 Aza omena ny alika ny zava-masina, ary aza atsipy amin'ny kisoa ny voahanginareo, sao hitsahiny ireny, dia hifotitra hamiravira anareo izy. 12 Koa amin'izany, izay rehetra tianareo hataon'ny olona aminareo, dia mba ataovy amin'ny olona koa toraka izany, fa izany no Lalàna sy Mpaminany. 13 Midira amin'ny vavahady ety, fa lehibe ny vavahady ary malalaka ny làlana mankany amin'ny fahaverezana, ka maro no mahazo any;

14 fa tery kosa ny vavahady, ary ety ny làlana mankany amin'ny fiainana, ka vitsy no mahita azy!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1326