Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Toko faha-9

18 Raha mbola niteny izany tamin'ireo izy, dia indro nisy lehiben'ny sinagoga anankiray niditra nanatona sy nitsaoka azy, ka nanao hoe: Tompoko, maty vao izao ny zanako vavy, ka andeha re hametraka ny tànanao aminy, dia ho velona izy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1887