| Toko | Votoatiny |
| Toko 1
| Soa lehibe ny finoana sy ny fanantenana maha-kristianina antsika - Famporisihana hikatsaka fahamasinana. |
| Toko 2
| Ny Kristy no fototry ny fahamasinana - Ny fanoherana ny filan-dratsy - Ny fanekena ny lehibe sy ny tompo - Ny fiombonana amin'ny fijalian'ny Kristy. |
| Toko 3
| Ny adidin'ny mpivady - Ny fifankatiavana sy fifanaovan-tsoa - Ny fandeferana ny fanenjehana tahaka ny Kristy. |
| Toko 4
| Ny tsy hiverenana amin'ny fomban'ny jentily - Ny fikezahana amin'ny hatsaram-panahy rehetra - Ny fiarahana mijaly amin'ny Kristy. |
| Toko 5
| Ny adidin'ny mpifehy sy ny fehezina - Anatra iombonana - Fanaovam-beloma. |