Epistola Faharoan'i Md. Piera
| Toko | Votoatiny |
|---|---|
| Toko 1 | Soa lehibe no azontsika ka aoka hikezaka amin'ny hatsaram-panahy - Ny antony anoratany. |
| Toko 2 | Ny amin'ny mpampianatra sandoka - Ny haratsiany - Ny hanjo azy. |
| Toko 3 | Ny amin'ny fahatongavan'ny Tompo, sy ny farandro. |