Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 105, 2-3

       <2Mihirà ho azy, mankalazà azy!
Torio ny fahagagana rehetra ataony.
       3Mireharehà amin'ny anarany masina;
hiravoravo anie ny fon'izay mitady an'ny Tompo. >