Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 105, 16-17,18-19,20-21,

       <16Niantso mosary hamely ny tany izy,
notapahany ny hanina izay tohan'ainy.
       17Naniraka olona hialoha azy ireo izy:
Josefa namidy ho andevo.
       18Nogiazana tamin'ny fatorana ny tongony,
nogadrana vy izy,
       19mandra-pahatongan'ny andro nahatanterahan'izay voalazany mialoha,
izay nanamarinan'ny tenin'Andriamanitra azy.
       20Naniraka hanesotra ny fatorany ny mpanjaka:
nalefan'ny filohan'ny vahoaka ho afaka izy.
       21Dia natsangany ho tompon'ny tranony,
sy ho mpanapaka ny taniny rehetra, >