Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 116, 12-13.17-18

       <12Inona no havaliko an'ny Tompo,
noho ny soa rehetra nataony tamiko?
       13Hanainga ny kopin'ny famonjena aho,
ka hiantso ny anaran'ny Tompo.
       17Hanatitra ny sorom-pisaorana aminao aho,
ary hiantso ny anaran'ny Tompo.
       18hanefa ny voadiko tamin'ny Tompo aho,
eo anatrehan'ny vahoakany rehetra, >