Ny Salamo

Toko faha-117

1 Miderà an'ny Tompo hianareo, ry firenena rehetra, mankalazà azy, ry vahoaka rehetra!

2 Fa lehibe ny hatsaram-pony amintsika, ary maharitra mandrakizay ny fahamarinan'ny Tompo. Aleloia!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1147