Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 119, 14.24.72.103.111.131

       <14Ny manaraka ny fampianaranao dia hahazoako fifaliana
toy ny hananako ny harena rehetra.
       24Eny, ny fampianaranao no fahafinaretako,
izy no olona mpanolo-tsaina ahy.
       72Ny lal├ána naloaky ny vavanao no tsara ho ahy;
mihoatra noho ny volamena sy volafotsy miavosa.
       103Endrey, mamy loatra amin'ny lanilaniko ny teninao,
manoatra noho ny tantely amin'ny vavako.
       111Ny fampianaranao no ananako mandrakizay mba ho lova,
fa fifalian'ny foko izy.
       131Atanatanako ny vavako, dia mitroka aho,
fa lian-kitelina ny didinao aho. >